| Entry | 1 mikofoka |
| Root | 2 kofoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara.
5 Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy. 6 Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany. [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 mikofokofoka |
| Analogs | 12 mikopokopoka, 13 mipelipelika, 14 mitsikorofoka |
| Updated on 2025/10/31 |
|