| Entry (1/3) | 1 mihahohaho |
| Root | 2 hahohaho |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
5 Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana 6 Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1] |
| Explanations in English |
7 to wrangle; to speak in a low tone
[1.2] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 12 mihahohaho |
| Root | 13 hahohaho |
| Part of speech | 14 active verb |
| Explanations in English |
15 to disperse
[Provincial]
[1.2] |
| Entry (3/3) | 16 mihahohaho |
| Part of speech | 17 active verb |
| Explanations in Malagasy |
18 mihetsiketsika sady misavoritaka
[1.13] |
| Explanations in French |
19 grouiller
[1.13] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 23 mihahohaho, 24 mihohahoha |
| Updated on 2025/11/17 |
|