Entry manafoka (foka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be
¶ Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona [Rajemisa 1985]
Morphology 
manafoka
nanafoka
hanafoka
manafokà

Entry manafokà (foka)
Part of speech imperative of active verb manafoka [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/18