Entry (1/2) | 1 manazimba |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io |
Examples |
4 [2.285#] Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. |
Root | 5 zimba |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word manazimba |
Entry (2/2) | 11 manazimbà |
Part of speech | 12 imperative of active verb manazimba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 zimba |
Anagrams | 16 anazimbam, manazimba, manazimbà |
Updated on 2025/05/11 |
![]() |