|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakiana
Root  2 kiana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy. [1.1]
Explanations in English  5 to criticize details, to find fault. [1.7]
Explanations in French  6 censurer. [1.3, 1.8]
7 blâmer. [1.3]
8 critiquer. [1.8]
Examples  9  Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  manakiàna
Root  15 kiana
Part of speech  16  imperative of active verb manakiana [Full list]

Anagrams  17 manakiàna, manakiana

Updated on 2025/11/12