| Entry (1/4) | 1 maniny |
| Root | 2 tsiny |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/4) | 9 maniny |
| Root | 10 tsiny |
| Part of speech | 11 active verb |
| Explanations in Malagasy |
12 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (3/4) | 17 maniny |
| Part of speech | 18 active verb |
| Explanations in Malagasy |
19 manafina [Bara]
[1.78] |
| Entry (4/4) | 20 maniny |
| Root | 21 many |
| Part of speech | 22 noun many and pronoun |
| Explanations in English |
23 his/her/its/their odor [3.1] |
| Explanations in French |
24 son odeur, leur odeur [3.1] |
| Anagrams | 25 amin' ny, 26 maniny |
| Updated on 2025/09/12 |
|