| Entry | 1 manosihosy |
| Root | 2 hosihosy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa.
[1.1] |
| Examples |
5 Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy;
[2.996#]
6 Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3#270] 7 Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245#] 8 Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654#] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|