|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamingavinga
Root  2 vingavinga
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao. [1.1]
Explanations in English  5 to abuse, disdain. [1.7]
Explanations in French  6 mépriser, dédaigner. [1.8]
Examples  7  Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#]
8  Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mamingavin
Root  14 vingavinga
Part of speech  15  imperative of active verb mamingavinga [Full list]

Anagrams  16 mamingavinga, mamingavingà

Updated on 2025/11/10