| Entry (1/4) | 1 mamo |
| Root | 2 hamo |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] |
| Explanations in English |
5 drunk; disgusted; tired out [1.7] |
| Explanations in French |
6 ivre; dégoûté; épuisé [1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 9 combinations of this word |
| Analogs | 27 mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
| Proverbs | 28 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 29 mamo |
| Part of speech | 30 adjective |
| Explanations in Malagasy |
31 sorena [Taisaka]
[1.78] |
| Entry (3/4) | 32 mamo |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in Malagasy |
34 moka [Taisaka]
[1.78] |
| Vocabulary | 35 Zoology: invertebrates |
| Entry (4/4) | 36 Mamo |
| Part of speech | 37 name (ethnonym) |
| All compound words | 38 tsy mamo tsy merina |
| Vocabulary | 39 History: clans, tribes |
| Anagrams | 40 mamo, Mamo |
| Updated on 2025/10/12 |
|