Entry hamo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] fahalainana, fahatofohana [Rakotosaona 1972]
   Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
¶ Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [Rajemisa 1985]
French definition   dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   hamohamo

Updated on 2011/10/30