Entry mivembena (vembena (vena))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
¶ Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [Rajemisa 1985]
 tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [SLP 1986]
English definition to reel, to stagger [Hallanger 1973]
French definition tituber [Hallanger 1974]
French definition se balancer; tituber [SLP 1986]
Morphology 
mivembena
nivembena
hivembena
Examples Mivembena azon' ny toaka izy [Baiboly: 29:028:007/Isaia 28:7..]
Quotes 

2013/04/16