| Entry | 1 mirediredy |
| Root | 2 rediredy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary.
5 Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo. [1.1] |
| Examples |
6 - Hianao, anaka, mirediredy foana!
[2.324]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|