Entry mitadidy (tadidy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mitantara, mahatsiaro [Rakotosaona 1972]
   Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [Rajemisa 1985]
English definition   to remember, to recollect, to keep in the memory. [Richardson 1885]
   to remember, to recollect [Hallanger 1973]
French definition   se souvenir, se rappeler [Hallanger 1974]
Morphology  
mitadidy
nitadidy
hitadidy
mitadidia, mitadidiava

Updated on 2010/05/14