Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mihataka, miala [Rakotosaona 1972]
 Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [Rajemisa 1985]
English definition to forsake, to desert. [Richardson 1885]
 to give up
¶ to lose by death [Hallanger 1973]
French definition renoncer
¶ perdre quelqu'un par la mort [Hallanger 1974]
Morphology 
mamoy
namoy
hamoy
mamoiza
Compound words, titles, names 
Examples 
1Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [Ndemahasoa: Antakay]
2Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [Rasamuel: Zanakantitra]
Quotes 

Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [Rajemisa 1985]
English definition to suppurate [Richardson 1885]
Vocabulary 
Morphology 
mamoy
namoy
hamoy
mamoiza

Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [Rajemisa 1985]

Entry mamoy (mamo)
Part of speech imperative of active verb mamoina [full list]

2019/05/07