Entry doroka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo
¶ Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Quotes  

Entry doroka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] matory andro [Rakotosaona 1972]

Entry doroka
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce de gros ver. [David 1952 (takila D)]
Vocabulary  

Updated on 2017/03/10