|
|
|
|

Entry1 mamitaka
Root  2fitaka
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Manambaka: Aza mamitaka ny bado.
5Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny.
6Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo.
7mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manao solia, manao sombia, manao sombe, manome vohony, manome vohon-dambo, manao antohimamba, mandainga, manao marina tsy to, manome fitaka, manome lainga, manambaka, mivarotra saka be loha, manolo-bato mafana, manao varo-draikiraiky, mamahan-dalitra, mamahandainga, manao hosoka, manao tsipandrifandry, mania dika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manao ronono an-tavy, mampidi-bingo, mampidi-kizo, mampiditra amin' ny ety, mampiditra amin' ny maizina, manao longoa mitoto-bozaka, mahavoafitaka, manodoka. [1.1]
Explanations in English  8to deceive, to cheat, to impose on.. [1.2]
9to defraud, to beguile. [1.7]
Explanations in French  10tromper, frauder. [1.8]
Examples  11 Misy mamitaka ireny. [2.4#]
12 mamitaka antsika ny fijerintsika. [1.369#]
Morphology 
13 Present :
14 Past :
15 Future :
16 Imperative :
Proverbs  17 Proverbs containing that word

Anagrams  18 mamataky, 19 mamitaka

Updated on 2025/11/02