|
|
|
|

Entry 1  mandrendrika
Root  2 rendrika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy
9 Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany
10 Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy
11 Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny
12 Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [1.1]
13 mampiempo, na manempo [1.13]
Explanations in English  14 to melt, to cast (metals); to wreck [1.7]
Explanations in French  15 fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner [1.8]
16 fondre [1.13]
Examples  17  tsy firaka hiaraha-mandrendrika [2.131]
18  mandrendrika anay Rabodolahy ka lazainay anao! [2.508#376]
19  Ny aty kosa, tsy ireo mahery, fa kijeja malemy, mieriery, nefa mandrendrika irony sambo satria miray hina tsy matin-kambo. [1.300]
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrendrika
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21