|
|
|
|

Entry (1/4)1 manamka
Root  2amb
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka.
5Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany.
6Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra. [1.1]
Explanations in English  7to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent.. [1.2]
8to defraud, to deceive. [1.7]
Explanations in French  9tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant). [1.3]
10tromper. [1.8]
Examples  11 Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#]
12 Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#]
Morphology 
13 Present :
14 Past :
15 Future :
16 Imperative :
Proverbs  17 Proverbs containing that word

Entry (2/4)18 manàmbaka
Part of speech  19 active verb
Explanations in Malagasy  20manavaka. [Bara] [1.78]

Entry (3/4)21 manambaka
Part of speech  22 active verb
Explanations in Malagasy  23fomba fitolon'omby. [Sihanaka] [1.78]

Entry (4/4)24 manamba
Root  25ambaka|ambàka
Part of speech  26 imperative of active verb manambaka [Full list]

Anagrams  27 manambaka, manàmbaka, manambakà, manambàka

Updated on 2025/11/06