|
|
|
|

Entry1  manao ronono an-tavy
Elementary words  2 manao, 3 ro, 4 nono, 5 tavy
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina. [1.1]

Updated on 2025/10/11