Entry mamandrika (fandrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra
¶ Manao izay hahavoa amin-kafetsena: Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana [Rajemisa 1985]
English definition to ensnare, to lay a trap for. [Richardson 1885]
 to trap [Hallanger 1973]
French definition tendre un piège [Hallanger 1974]
Malagasy definition manao izay hahavoa amin-kafetsena [SLP 1986]
French definition piéger [SLP 1986]
Morphology 
mamandrika
namandrika
hamandrika
mamandriha
Quotes 

Entry mamandrika (fandrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano
¶ Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko [Rajemisa 1985]
English definition to subscribe to a periodical; to reserve a place or seat [Hallanger 1973]
French definition s'abonner; retenir une place, une chambre, etc [Hallanger 1974]
Morphology 
mamandrika
namandrika
hamandrika
mamandriha

2011/10/29