Entry (1/2) | 1 misodika |
Root | 2 sodika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy [1.1] |
Explanations in French |
5 séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier [1.3#615] 6 séparer les fibres, défibrer [1.196] |
Examples |
7 Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera.
[2.332#]
|
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word misodika |
Entry (2/2) | 13 misodika |
Root | 14 sodika |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona) [1.1] |
Explanations in French |
17 rôder, voltiger tout autour [1.3#615] |
Examples |
18 ny papango misodika ambony eny akaikin' ny rahona;
[2.587#]
19 Hitsikitsika sy papango no hita misodika eny indraindray, manao ny akaniny eny antsefatsefaky ny harambato. [2.499#] |
Morphology |
|
Anagrams | 24 midosika, 25 misodika, 26 somidika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |