Entry mamoana (foana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] [ mamoaña ] Manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [1.78]
 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1]
Explanations in English To empty, to annul, to annihilate, to make empty. [1.2]
Examples Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996]
Morphology 
Present : mamoana
Past : namoana
Future : hamoana
Imperative : mamoàna

Entry mamoàna (foana)
Part of speech imperative of active verb mamoana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/04/14