Entry fanafoanana (foana)
Part of speech   noun
French translation   l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler [Abinal 1888]
French translation   annulation [SLP: Voambolana]
Examples   Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. [SeFaFi ]
Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [Andraina: Mitaraina, page 191]
Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [Andriamalala: Fanagasiana, page 17]
Compound words, titles, names  

Updated on 2015/05/05