|
|
|
|

Entry1 foanana
Root  2foana
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1]
Explanations in English  5 to be abolished, to be brought to naught [1.7]
Explanations in French  6 qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8]
Examples  7 Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#]
8 Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#]
Morphology 
9 Present :
10 Past :
11 Future :
12 Imperative :

Anagrams  13 anafano, 14 anofana, 15 foanana

Updated on 2025/09/12