Entry fanelanelanana (elanelana)
Part of speech noun
Malagasy definition Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io [Rajemisa 1985]

2009/02/23