| Entry (1/3) | 1 mpanelanelana |
| Root | 2 elanelana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana
5 Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [1.1] |
| Explanations in French |
6 intermédiaire; médium
[1.13] |
| Examples |
7 Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany.
[2.356#]
8 Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#] |
| All compound words | 9 2 combinations of this word |
| Entry (2/3) | 10 mpanelanelana |
| Root | 11 elanelana |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro
[1.13] |
| Explanations in French |
14 entretoise
[1.13] |
| Vocabulary | 15 Technology |
| Entry (3/3) | 16 mpanelanelana |
| Root | 17 elanelana |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in Malagasy |
19 ana mitondra vovobony
[1.13] |
| Explanations in French |
20 agent pollinisateur
[1.13] |
| Vocabulary | 21 Botany: (in general) |
| Synonyms | 22 mpitati-bovobony |
| Updated on 2025/11/17 |
|