Entry aloalo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [Rajemisa 1985]
English definition   a grave ornament carved from wood (southwest). [Hallanger 1973]
French definition   ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [Hallanger 1974]

Entry aloalo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [Rajemisa 1985]

Entry aloalo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] matoatoa [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] aloka, fanahy [Rakotosaona 1972]
Quotes  

Entry aloalo
Part of speech   noun
English definition   a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] précipice. [David 1952 (takila A)]
Synonyms   alo

Entry aloalo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] Ako [Rakotosaona 1972]

2017/03/10