| Entry (1/2) | 1 manelanelana |
| Root | 2 elanelana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
5 Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 10 tsipi-piliro manelanelana |
| Entry (2/2) | 11 manelanelàna |
| Root | 12 elanelana |
| Part of speech | 13 imperative of active verb manelanelana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | manelanelana, manelanelàna |
| Updated on 2025/11/20 |
|