Entry alanalana
Part of speech noun
Malagasy definition Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin' ny an-kilany na amin' ny andaniny
¶ Fiolonolonana, tsy firaisana amin' ny maro fa fihatakatahana mitokantokana irery [Rajemisa 1985]
English definition the waiting unenquired of, as in a trial when one party does not appear to vindicate his cause. [Richardson 1885]
Derivations 
Morphology 
alanalana
alanalako
alanalanao
alanalany
alanalantsika
alanalanay
alanalanareo
alanalan'
alanalan-
alanalam-
alanala-
Synonyms halangalana

2013/09/11