| Entry (1/2) | 1 mielanelana |
| Root | 2 elanelana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
5 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 mielanelàna |
| Root | 11 elanelana |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mielanelana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mielanelana, mielanelàna |
| Updated on 2025/11/27 |
|