|
|
|
|

Entry 1  efatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Explanations in English  4 four [1.7]
Explanations in French  5 quatre [1.3, 1.8]
International  6 4
7 IV [3.1]
Examples  8  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470#6]
9  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
10  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38#376]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Vocabulary  34  Mathematics: arithmetic
Combinations  35  34 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word efatra
Proverbs  36  Proverbs containing that word
Tables and plates  37  The Numbers
38  Addition
39  Multiplication
Article  40 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  41 afetra, efatra, 42 Efrata, 43 fatrea

Updated on 2026/03/07