Entry efa-
Part of speech morphological form of efatra
Examples 
1Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
2Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Compound words 

Entry efa
Part of speech participle
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Vita, miafara, mifarana, tony [1.78]
  [Taisaka] Vita [1.78]
  [Tanala] Vita, voaloa, tontosa [1.78]
 Vita, voafarana, tapitra: Efa ny asa vao tonga ianao
Tontosa, lavorary: Efako ny asa nampanaovina ahy ka miadan-tsaina aho
Voaloa: Efa ny trosako izao ka faly aho
Mety ho vita: Efako io fa aza manahy ianao
Voaonitra, voaverina: Efany ny halatra nataony ha nolefahan' ny fanjakana ny saziny
Fampiasa eo alohan' ny matoanteny milaza ny ankehitriny na ny lasa na ny ho avy, saingy samy hafa ny heviny amin' izany
Eo alohan' ny milaza ny ankehitriny, ny efa dia milaza fa eo am-panaovana ilay asa: Efa mihinana izahay
Eo alohan' ny milaza ny lasa, milaza fa efa vita tanteraka ilay asa: Efa nihinana izahay
Eo alohan' ny milaza ny ho avy, milaza fa antomotry ny hanao ilay asa ny olona miteny: Efa hihinana izahay [1.1]
Explanations in English Finished, completed, accomplished: Efa lasa (Gone) [a sort of past perfect] [1.7]
Explanations in French Fini, terminé, achevé, tué, mort: Efako ny tranoko (J'ai fini ma maison) ~ Efa ny asa vao tonga hianao (Le travail est terminé quand vous arrivez)
Payé, acquitté, restitué, compensé, réparé: Efa ny trosany izao (La dette est maintenant payée) ~ Efany ny haiatra nataony (Il a restitué ce qu'il avait volé)
Qu'on peut faire: Moa efanao izany? -- Efako (Pouvez-vous le faire -- Je peux le faire)
Efa placé devant un passé indique un temps complètement écoulé: Efa namely ahy izy (Il m'a frappé) ~ Efa ela no nahatongavany (Il y a longtemps qu'il est arrivé)
Efa placé devant un présent indique que l'action est tout-à-fait en train ou que le sujet est tout-à-fait dans l'état exprimé par le mot: Efa manoratra ny taratasy izy (Il est en train d'écrire la lettre) ~ Efa madio izy (Il est maintenant propre) ~ Efa olon-dehibe izy (Il est maintenant grand)
Efa placé devant un futur indique que l'action est sur le point d'être faite ou subie: Efa ho faty izy (Il est sur le point de mourir) ~ Efa hovonoin-ko faty izy (Il va être mis à mort) [1.3]
  [Taisaka] Fini, payé [1.82]
 Terminé, achevé: Efa lasa (Effectivement parti) [1.8]
Examples 
1Mbola kely mihitsy aho, dia efa betsaka ny zavatra fantatro momba ny rafi-batana sy ny fiainan' olombelona. [2.472]
2Efa ho telo volana izao no nandaozako an' i Madagasikara. [2.471]
Morphology 
Simple : efa, efako, efanao, efany, efantsika, efanay, efanareo, efan', efan-, efam-
Derivatives 
Compound words 
Titles Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy (Andrianjafy Michel)
Proverbs 

Entry efa
Part of speech adverb [full list]
Explanations in French  [Taisaka] Déjà [1.82]
Compound words 

Updated on 2023/11/24