Entry tsiefatrefatra (efatra)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Milahatra manao antokony efatrefatra avy: Milahara tsiefatrefatra ianareo, fa malalaka ny arabe [Rajemisa 1985]
French translation quatre à quatre [3.1]

Updated on 2020/07/31