Entry hefarana (efatra)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa
¶ Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [Rajemisa 1985]
French translation quatre jours [Abinal 1888]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31