|
|
|
|

Entry1 ampahefatra
Root  2efatra
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  [ampahefany] 4ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy. [1.10#E6]
[ampahefatra] 5Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy. [1.1#66]
Explanations in English  [ampahefany] 6one fourth. [1.2#130]
Explanations in French  [ampahefany] 7un quart. [1.3#119, 1.5#97]
[ampahefany] 8quartier. [1.13.fr#15]
Examples  9 ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29]
10 Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44]
11 Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010]
12 Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18]
13 Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95]
Morphology 
14 Simple :
Vocabulary  15 Mathematics: arithmetic
Analogs  16 ampahadimy, 17 ampahafito, 18 ampahafolo, 19 ampahasivy, 20 ampahatelo, 21 ampahavalo, 22 ampahazato, 23 ampahenina
All compound words  242 combinations of this word
Proverbs  25 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02