|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahefatra
Root  2 efatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona [1.1]
Explanations in English  5 the fourth [1.2#130]
Explanations in French  6 quatrième [1.3]
Examples  7  Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. [2.59]
8  Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471]
9  Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643]
10  Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996]
Other spellings  11 fahaefatra
All compound words  12  2 combinations of this word

Entry (2/2)13  fahefatra
Root  14 efatra
Part of speech  15  noun
Explanations in English  16 four fathoms [1.2#130]
Explanations in French  17 quatre brasses [1.3]
Vocabulary  18  Space

Updated on 2025/11/09