Entry efatra
Part of speech adjective
Malagasy definition Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [Rajemisa 1985]
English translation four [Hallanger 1973]
French translation quatre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
International translation 4 [3.1]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
efatra
efa-
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Examples 
1Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [Rajohanesa: Kintana]
3Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [Randzavola: Baiboly, page 376]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31