|
|
|
|

Entry1  aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Elementary words  2 aza, 3 aterana, 4 hira, 5 indray, 6 milaza, 7 tsy, 8 mahay
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10 enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1]

Updated on 2025/09/12