Entry aza
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy
¶ Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany!
¶ Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho [Rajemisa 1985]
English definition   an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. [Richardson 1885]
   don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative [Hallanger 1973]
French definition   ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Entry aza
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Tambahoaka] aiza? [Rakotosaona 1972]
Synonyms   akaza?

Entry aza
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana [Rajemisa 1985]
English definition   even though, even [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition   quoique, même, quand même [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Updated on 2010/04/10