Entry indray
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
¶ Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
¶ Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [Rajemisa 1985]
English definition again, the second time; at times, sometimes; in the second place [Richardson 1885]
 again; in the second place [Hallanger 1973]
French definition encore une fois; de nouveau [Hallanger 1974]
Examples 
1Ho avy indray ny tantara terena. [Andraina: I Vola, page 56]
2I Dada indray no voatendry tamin' izany. [Andraina: Mitaraina, page 24]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry indray
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Derivations 

2015/03/03