Entry aterana (atitra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [Rajemisa 1985]
English translation   used of the person to whom anything is sent, etc. [Richardson 1885]
French translation   A qui on offre, on porte [Abinal 1888]
Examples   ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [Callet: Tantara, page 747]
Morphology  
aterana
aterako
ateranao
aterany
aterantsika
ateranay
ateranareo
ateran'
ateran-
ateram-
atera-
naterana
naterako
nateranao
naterany
naterantsika
nateranay
nateranareo
nateran'
nateran-
nateram-
natera-
haterana
haterako
hateranao
haterany
haterantsika
hateranay
hateranareo
hateran'
hateran-
hateram-
hatera-
atero
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2016/09/03