|
|
|
|

Entry1  antsinanana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Root  3  atsinanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1#A308] fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana
Explanations in French  5  [1.3#37] voyez atsinanana
Examples  6  [2.588#] Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana.
7  [2.895#] Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry.
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Analogs  13  anavaratra, anatsimo, ankandrefana

Anagrams  14 anantsinana, 15 anintsanana, 16 antsinanana

Updated on 2025/09/12