Entry atsimo
Part of speech noun
Malagasy definition Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [Rajemisa 1985]
English definition the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [Richardson 1885]
 the south [Hallanger 1973]
French definition sud [Hallanger 1974]
Examples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, page 196]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
atsimo
atsimony
atsimon'
atsimon-
atsimom-
Other spellings 
Synonyms ambalaka
 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Analogy  avaratra ~ atsinanana ~ andrefana

Entry atsimo
Part of speech noun
Malagasy definition Kely haja, mahantra [Rajemisa 1985]

2018/12/25