Entry | 1 ahatsinanana |
Root | 2 atsinanana |
Part of speech | 3 relative verb |
Examples |
4 Tadidio kely aloha fa araka ny ahatsinanana sy ahafatesan' ny volana no ameran' ny Malagasy ny anaram-bolana 12, toa ny an' ny Arabo sy ny Hebrio koa: ka tsy mba 30 sy 31 andro toa ny volam-Bazaha, fa 28, any ka ny taona koa tsy mifanindry.
[2.296]
|
Morphology |
|
Anagrams | 8 ahatsinanana, 9 itsananahana |
Updated on 2025/09/10 |
![]() |