|
|
|
|

Entry1 trano
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1]
Explanations in English  4 a house; a box or frame or housing for something [1.7]
Explanations in French  5 maison
étui, cadre [1.3, 1.8]
6 palais, habitation, tanière, nid, cocon
fourreau, casiers, boîte [1.3]
7 caisse [1.8]
8 [traño] maison [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  9 Efa akaiky ny trano; [2.499]
10 Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
11 Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphology 
12 Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Analogs  22 akany, 23 akora, 24 ambotry, 25 bongo, 26 lavaka, 27 toho, 28 tohotra, 29 votry, 30 zohy
All compound words  31127 combinations of this word
Proverbs  32 Proverbs containing that word
Article  33Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  34 notra, 35 ranto, 36 trano, 37 trona

Updated on 2025/11/02