| Entry (1/2) | 1 mihinana |
| Root | 2 hinana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy.
5 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina. 6 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny. 7 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to eat; to use up; to embezzle funds.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 manger; consommer; détourner des fonds.
[1.8] [mihinaña] 10 manger. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Examples |
11 Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
[2.293]
12 Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470] 13 Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472] |
| Morphology |
|
| Analogs | 18 homana, 19 mamahantena, 20 mamango, 21 mambosibosika, 22 mambosika, 23 managorodana, 24 manaoindraimbava, 25 manaorapadango, 26 manaosesimontotra, 27 manaotelimoka, 28 manaotombokorona, 29 manaotombokitsatsy, 30 manaotranga, 31 manaovakimborona, 32 manaovoky, 33 mandrapaka, 34 mandrepoka, 35 manendry, 36 manesika, 37 mangeboka, 38 manoranorana, 39 mianjady, 40 mibibaka, 41 mifotafota, 42 miharaka, 43 mijao, 44 mikesokesoka, 45 miletra, 46 mimontsina, 47 miosanosana, 48 mipaka, 49 misatrasatra, 50 mitelina, 51 mitomboka, 52 mitsamontsamona, 53 mitsingintsingina, 54 miviravira |
| All compound words | 55 2 combinations of this word |
| Proverbs | 56 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 57 mihinàna |
| Root | 58 hinana |
| Part of speech | 59 imperative of active verb mihinana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 60 mihinàna, mihinana |
| Updated on 2025/11/12 |
|