Index

Proverbs : siasia

Proverb 1Amalona an-drano ny olombelona, ka be siasia. [1.1]
Amalona ka be siasia amin-drano. [2.558 #148]
Ny olombelona toy ny amalona aman-drano, ka be siasia. [2.415 #2740, 2.558 #3176, 2.653 #2367]
Ny olombelona toy ny amalona an-drano ka be siasia. [2.165 #3]
Malagasy interpretationTsy maharitra ary miovaova ny olombelona, toy ny amalona ao anaty rano mitsoriaka atsy mitsoriaka aroa. [1.1]
French translationLes hommes changent facilement et errent çà et là, comme les anguilles dans l' eau. [2.415 #2740]
Les hommes vont de-ci de-là comme les anguilles dans l' eau. [2.165]
French interpretationC. à. d. ils errent, se trompent. [2.165]
L'homme est inconstant ; ce proverbe se disait surtout de ceux qui dévient du droit chemin et tombent dans une faute. [2.415 #2740]

Proverb 2Andriamanitra tsy omen-tsininy, Zanahary tsy omem-pondro, fa ny olombelona no be siasia. [2.415, 2.558]
Andriamanitra tsy omen-tsiny, Zanahary tsy omem-pondro ; fa ny olombelona no be siasia. [2.653 #206, 2.974 #50]
French translationDieu est sans reproche, le Créateur est sans malice ; mais c’est l’homme qui ne tient pas en place. [2.974 #50]
En Dieu il n' y a aucune faute, dans le Créateur il n' y a pas de défaut ; c' est aux hommes qu' appartiennent les fautes et les erreurs. [2.415 #12]

Proverb 3Miandry mahazo ohatra ny vovo. [1.1]
Ny vovo no miandry mahazo : ao ny be siasia. [2.558 #3374]
Malagasy interpretationEntina ilazana izay rehetra tsy mba manenjika nefa mahazo ihany. [1.1]

Index