Entry zanahary
Part of speech noun
Malagasy definition Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [Rajemisa 1985]
English definition God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [Richardson 1885]
 a god, a superior being; something great or prodigious
¶ Zanahàry: God [Hallanger 1973]
French definition créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
¶ Zanahàry: Dieu [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  Andriamanitra
Quotes 

2013/05/21