|
|
|
|

Entry (1/2)1  olombelona
Elementary words  2 olona, 3 velona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
6 Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
Explanations in English  7 a mortal man; mankind [1.7]
Explanations in French  8 homme mortel; l'humanité en général [1.8]
9 être humain [1.5#371]
Examples  10  Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#]
11  Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#]
Proverbs  12  Proverbs containing that word
Article  13 Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)14  Olombelona
Subtitle  15  essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Elementary words  16 olona, 17 velona
Part of speech  18  name (book title) [Full list]
Author  19 Dubois Robert
Publishings  20  L'Harmattan. 1978. Pages: 157.

Anagrams  21 olombelona, Olombelona

Updated on 2025/11/13