Proverbs : sasa-poana

Proverb6539 Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna akory. [Houlder 1895]
Sasa-poana manao saha maina , fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [Rinara 1974 #3860]
Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna tsy akory. [Cousins 1871]
French translation Vous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [Houlder 1895]

Proverb6540 Sasa-poana ny olona tsy mihevitra . [Veyrières 1913 #6153]
French translation Les personnes qui ne réfléchissent pas se fatiguent inutilement. [Veyrières 1913 #6153]

Proverb6541 Sasa-poana ohatra ny akoho mikotri-borona , valaky ny tsy ho an' ny tena . [Abinal 1888]
French translation Fatigué inutilement, comme une poule couvant des oeufs de canard. [Abinal 1888]
French interpretation Elle s'épuise pour des petits qui ne la suivront pas. [Abinal 1888]

Proverb7876 Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana . [Rajemisa 1985]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana , fa miandry ny vanin-taona haniriana . [Rinara 1974 #4789]
Tsy sasa-poana , tahaka ny katsaka ela nihantonana , fa niandry vanin-taona haniriana . [Cousins 1871]
Malagasy interpretation Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [Rajemisa 1985]

Index